Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Manakiana ny fanaovana tatitry ny parlemantera TGV

27/12/2012

Fanararaotam-pahefana, hoy ny CST Rakotomanjato Rodin ny fanaovana tatitra izay nataon’ny Parlemantera avy amin’ny Antoko TGV, omaly. Ho an’ity Parlemantera avy amin’ny firehana Ravalomanana ity dia izany fanaovana tatitra amin’ny vahoaka izany no saika nataon’ny Parlemanteran’ny ankolafy Ravalomanana kanefa dia norarafana baomba mandatsa-dranomaso izy ireo teo amin’ny kianjan’Ambohijatovo. Nambara tamin’izany fotoana izany, hoy ihany i Rakotomanjato Rodin, fa tsy ilaina ny fanaovan’ireo parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ireo tatitra amin’ny vahoaka.

Amin’izao fotoana izao anefa dia manao izany indray ny parlemantera TGV. Omaly izy ireo dia nihaona tamin’ireo solontenam-panjakana toy ny lehiben’ny distrika sy ny ben’ny tanana tao amin’ny kaomina Ankaraobato, distrikan’Atsimon-drano. Tatitra mahakasika ny asan’ny fahefana mpanao lalana nandritra iny fotoam-pivoroana farany teo iny no isan’ny votoatin’izany fihaonana izany. Teo ihany koa ny firesahana ny fiatrehana ny fifidianana eto amin’ny firenena. Isan’ny tazana tamin’izany fihaonana izany ny Filohan’ny antoko TGV Lanto Rakotomavo sy ny filohan’ny TGV Analamanga Rasoamaromaka.
Marihina fa ankoatry ny fihaonana tamin’ireo solontenam-panjakana dia nanome fanomezana ireo beantitra sy ankizy madinika tany Ankaraobato ihany koa ireto Parlemantera TGV ireto.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...