Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Fihaonamben’ireo kandidà

23/01/2013

Androany araka ny daty nomen’ny antoko MAMIMI no hanatanterahana ilay fihaonamben’ireo kandidà efa nanambara ny fahavononany amin’ny fifidianana filoham-pirenena etsy amin’ny Hotel Panorama. Tompon-kevitra fotsiny ihany ity antoko ity fa ny fanapahan-kevitry ny be sy ny maro no hamaritra ny lalan-kizorana. Ny mba hisian’ny lamina sy fepetra eken’ny rehetra, manomboka any amin’ny fampielezan-kevitra sy ny androm-pifidianana ary indrindra koa ny aorian’ny voka-pifidianana no tanjona amin’izao fihaonambe izao. Ho an’ny antoko MAMIMI mantsy dia mpifaninana fa tsy mpifahavalo ireo kandidà ary azo atao tsara ihany koa ny miara-miasa aorian’ny fifidianana fa tsy ho lasa mpifahavalo hiofamono sy hifamotika tahaka izay nisy teto hatramin’izay 52 nahazoana ny Fahaleovantena izay. Mandritra ity fihaonambe ity ihany koa no hiarahan’ny kandidà rehetra handray fanapahan-kevitra mikasika ny datim-pifidianana.

Araka ny efa nambara teto amin’ny gazety dia karazan’ny fitsapana sahady ny mety ho toetoetran’ireo mpifaninana ity fihaonambe ity. Firy amin’ireo kandidà 12 efa nanao fanambarana no hamaly izao antson’ny antoko MAMIMI izao; hitondra vahaolana eo anatrehan’ny fikatsoan’ny raharaham-pirenena ve izany fihaonan’ireo kandidà izany? Ity fihaonambe ity no azo ambara ho voalohany indrindra teo amin’ny tantaram-pirenena, raha ny sehatry ny fifidianana filoham-pirenena no asian-teny, rahatoa ka tanteraka an-tsakany sy an-davany. Lalana iray hizorana mankany amin’ny fifidianana madio sy mangarahara ary eken’ny rehetra ihany koa.

Roc
Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n���est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...