Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Nesorin’ny Fanjakana ireo bandin’i Pety

12/10/2012

Nanao dia be nidina tany amin’ny kariera fitrandrahana tourmalines tany min’ny fokontany Befihotsy Soatanimbary, kaomina ambanivohitr’i Tanamarina Bekisopa, distrikan’i Ikalamahavony, ny 10 oktobra lasa teo ireo olom-panjakana maro, ka isan’izany ny tale iraisam-paritry ny Harena ankibon’ny tany avy any Toliary sy Antananarivo.

Nanao dia be nidina tany amin’ny kariera fitrandrahana tourmalines tany min’ny fokontany Befihotsy Soatanimbary, kaomina ambanivohitr’i Tanamarina Bekisopa, distrikan’i Ikalamahavony, ny 10 oktobra lasa teo ireo olom-panjakana maro, ka isan’izany ny tale iraisam-paritry ny Harena ankibon’ny tany avy any Toliary sy Antananarivo. Naira-dalana tamin’izy ireo ihany koa ny plisin’ny “mines”. Vatan-dehilahy miisa 350 ka hatramin’ny 400 nalefan’i Pety Rakotoniaina, filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’i Fianarantsoa, tany amin’io kariera io no nesorin’ireto tompon’andrikitra ireo. Marihina fa toeram-pitrandrahana efa mana-tompo ary misoratra ara-dàlana aman’olona izao nobodoin’ireto bandin’i Pety rakotoniaina ireto izao. Tsy nisy ny fifandonana nandritra izany fanalana ireto olona ireto izao satria nisy ny fandaminana nataon’ny lehiben’ny faritra izay isan’ny nanatrika ny fivoriana natao tany an-toerana.

A.Ranaivo
Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...