Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

La Nation, Gazetiko, Midi Madagasikara

09/11/2012

Tontosa omaly ny fakàna am-bavany ny talen’ny famoahana ny gazety La Nation, Rasoanaivo Rocco sy ny an’ny Midi Madagasikara, Zo Rakotoseheno, teny amin’ny borigadin’ny zandarimaria Betongolo, mikasika ny fitoriana napetraky ny filoha tale jeneralin’ny Groupe Sodiat, Mamy Ravatomanga, noho ilay valan-dresaka an-gazety nataon’ny tangalamena Zakariasy Patrick tetsy amin’ny Hotel Colbert. Anio kosa no hiatrika izany ny talen’ny famoahana sy ny fanoratana ao amin’ny Gazetiko, Fidy Robson sy Herivonjy Rajaonah. Ireto gazety telo ireto araka izany no

niantefan’ny fitoriana manodidina iny valan-dresaka an-gazety in-droa miantaona nataon’ny tangalamena Zakariasy Patrick, mikasika ny raharaha andramena.Mpanao gazety maro no tonga nanotrona sy nanome hery ny talen’ny famoahana ny La Nation sy Midi Madagasikara omaly. Isan’ny teny an-toerana ihany koa ny namana mpanao gazety Lalatiana sy Fidèle izay efa niatrika fakàna am-bavany teny Betongolo noho ny fitateran’izy ireo ny valan-dresaka nataon’ny ministry ny Tontolo Iainana teo aloha. Teny ihany koa ny namana mpanao gazety Zafilahy izay niharan’ny fanenjehana noho ny tsy fitoviana ara-potokevitra nandritra ireny krizy 2002 ireny. Amin’ny alatsinainy ho avy izao moa no hatolotra ny Fampanoavana ity raharaha ity araka ny vinavinan’ny mpitandro filaminana.

Roc
Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...