Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Lisim-pifidianana

05/12/2012

Ny 40% n’ireo olona tokony hisoratra anarana amin’ny lisim-pifidianana no nanao izany hatramin’izao, raha ny any amin’ny distrikan’ny Sakaraha no resahana. Ny lehiben’ny CED (Commission électorale de district) any an-toerana, Tsimavaka Jules, no nanambara izany tamin’ny fanadihadiana nataon’ny mpanao gazety tany an-toerana.

Mbola mahatratra 60% arak’izany no tsy vita eo amin’ny fampidirana ny mpifidy ao anatin’ny lisim-pifidianana any amin’iny distrika ity. Araka ity loharanom-baovao ity dia ny tsy fandriam-pahalemana izay manjaka any amin’izany faritra izany no mampanano sarotra ny asan’ireo mpanisa mpifidy. Tsy vitsy amin’ireo mponina any an-toerana no mandà tsotra izao ny hanoratana ny anarany ao anatin’ny lisim-pifidianana nohon’ny tahotra ny fanenjehana momba ny asa-malaso any an-toerana. Etsy an-danin’izany, mbola isan’ny olana sedrain’ny mpanisa mpifidy ihany koa ny fasarotan’ny fandehanana any amin’ireo fotontany izay lavitra ny renivohitry ny distrika.
Marihina fa nilaza ho mbola tsy nahazo ny tambin-karaman’izy ireo hatramin’izao ireo mpikambana ao amin’ny CED any amin’ny distrikan’i Sakaraha.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...