Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Tsy hilatsaka ho fidina filoham-pirenena

16/01/2013

Araka ny fampitam-baovao navoakan’ny fiadidiana ny Tetezamita dia nanao fanambarana omaly alina, ny filoha Andry Rajoelina. Tamin’ny alalan’izany fanambarana izany no nilazany fa tsy hilatsaka ho fidina filoham-pirenena ny tenany, amin’ny fifidianana izay hatao amin’ity taona ity. Nambarany ihany koa fanamafisana ny fanambarana efa nataony izany tsy filatsahany ho fidina izany, ary hijanona ho vaha-olana ho an’ny firenena ny tenany fa tsy ho lasa fototry ny olana eto Madagasikara. Etsy an-danin’izany nambaran’ny Filohan’ny tetezamita ihany koa fa hijanona hitondra ny tetezamita ny tenany mandram-pahalanian’ny mpisolo azy izay efa nomeny firariantsoa sahady.

Marihina fa araka ny nambaran’ny Filohan’ny tetezamita dia ny fifidianana solombavambahoaka no handeha mialoha ny fifidianana filoham-pirenena ary eo anelanelan’ny volana mai ka hatramin’ny volana jolay no hanaovana izany fifidianana roa izany.
Marihina fa efa napoizin’ny mpanara-baovao maro ihany izao fisintahan’ny filohan’ny tetezamita tsy ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena izao, indrindra taorian’ny fandrenesana ny fisintahan’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc rehefa avy nihaona tamin’ny Troika. Efa taratr’izany ihany koa ny fiantsoan’ny Troika an-dRajoelina farany teo sy ilay kabary fanomezan-tsiny ny fianankaviambe iraisam-pirenena teny Iavoloha. Na izany na tsy izany, andrasana indray izany ny mety ho vokatr’izay fanampahan-kevitry ny filohan’ny tetezamita izay.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...