Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Samihafa

Kandidà filoham-pirenena

23/01/2013

Omaly ny Maître Avoko Rakotoarijaona no nanambara tamin’ny fomba ôfisialy ny filatsahany ho fidina filoham-pirenena. Ny Fikambanana manao politika fantatra amin’ny anarana hoe « Madagasikara afaka », izay noforoniny sy tarihany no manolotra azy ho kandidà araka ny fanazavana nataony nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izay notarihany.

Fanambin’ity kandidà ity fa ny hamafana ny trosan’i Madagasikara amin’ireo firenen-kafa no fanamby hapetrany raha tonga eo amin’ny fitondrana ny tenany. Nambarany fa amin’ity taona 2013 ity ihany dia ho tanteraka izany. Nambarany ihany koa fa hoa azy dia tsy natao hifanenjehana na hanenjehana olon-kafa ny toerana maha mpitondra fanjakana. Noho izany dia tsy hanenjika n’iza n’iza ny tenany rehefa tonga eo amin’ny fitondrana.
Nomarihany fa tolo-tanana avy amina sehatra samihafa avy eto an-toerana sy avy any ivelany no ahafahany miatrika ny filatsahan-ko fidina filoham-pirenena. Nambarany ihany koa fa efa nahavita fitetezama faritra maro manerana ny Nosy ny tenany ary efa natafapetraka ireo rantsamangaikan’ny fikambanana tarihanay any amin’ny faritra rehetra.

Tag :

Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro, raha niala ny tranony I Rakotovao Rakotoson na I Saonina , monina ao ilanivato Anosipatrana ny marainan’ny asabotsy lasa teo araka ny nambaran’ny fianakaviany, dia ny fatiny no hita nanamo ...

Notanterahana ny tolakandron’ny alakamisy 12 septambra teo, tao amin’ny efitrano fivorian’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Polisim-pirenena Malagasy sy ny Komity iraisam-pirenen ...

Nanatanteraka atrik’asa omaly tolakandro tetsy amin’ny foiben’ny « Pacte » na vondrona manohana ny fifidianana amin’ny mangarahara izay etsy Ankorondrano, niarahana tamin’ny KMF CNOE na ny komity misahana ny fifidiana ...

Nivoaka tamin’ny fahanginany avokoa ireo kandidà nahiliky ny CES tsy ho isan’ireo mpihazakazaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena kasaina hatao amin’ny faha-25 oktobra 2013 ho avy izao. Fotoana fohy taorian’ny namoahan’n ...

Naneho ny heviny momba ny fazoan’ny banky iray any Maorisy ny petra-bola 51% ao amin’ny banky BNI eto Madagasikara i Serge Zafimahova. Araka ny heviny dia fivarota-tanindrazana no nataon’ny fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny na ...

Teratany maorisiana ny iray ary Indiana ny faharoa, Malagasy kosa ny fahatelo. Izy telolahy ireo no indray nosamborin’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny Polisim-pirenena ao Tsaralalana noho izy ireo voaroiroy amin’ny fampiasan ...

Raha ny fantatra dia voalaza fa efa tonga tao amin’ny tahirim-bolam-panjaka tao Antsirabe ireo vola karaman’ireo sefo fokontany. ...

Tonga eto Antananarivo, ary nanao fanambarana an-gazety ireo mpikambana ao amin’ny « Plateforme du Grand Melaky”. ...

Misedra olana indray amin’izao fotoana ireo mpandeha fiarakodia amin’iny lalam-pirenena faha-12A izay mampitohy an’i Tôlagnaro sy Vangaindrano iny. Izany dia vokatry ny fanararaotana ataon’ireo mpamily « bac » ia ...

Tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety no nanambaran’I Rajosefa Andriantahina Haja tale iraisam-paritry ny Fiompiana any Toamasina fa tsy misy atahorana ny trondro izay amidy eny amin’ireo toerana nahazo alalana a ...