Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Samihafa

Noraisin’ny SADC

06/04/2013

Nihaona tamin’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny biraon’ny fifandraisan’ny SADC eto Madagasikara, omaly ireo mpikambana avy amin’ny ankolafy Ravalomanana. Taorian’izany fihaonana izany no nanambaran’ireto farany fa nanome toky azy ireo ny amin’ny tsy maintsy ahatafaverenan-dRavalomanana eto Madagasikara ny tompon’andrikitra tao amin’ity birao ity. Nambaran’izy ireo fa efa miasa ary manao izay azo atao mba ahatafaverenan-dRavalomanana eto an-tanindrazana izy ireo. Nambarany ihany koa fa tsy fepetra akory no fodin-dRavalomanana eto Madagasikara fa ara-dàlana tanteraka. Ankoatr’izay dia isan’ny nambaran’ireo avy ao amin’ny ankolafy Ravalomanana ihany koa ny amin’ny mety ahatongavan’ity filoha teo aloha ity eto Madagasikara alohan’ny fanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena.

Tsetsatsetsa tsy aritra no ilazana fa isan’ireo nanatrika ny fanokafana ny kongresy nasionalin’ny TGV izay nanomboka omaly ny mpitarika ny ankolafy Ravalomanana izay mazava loatra fa tsy isan’ireo noraisin’ny SADC teny Ankorondrano tamin’io omaly io. Fihetsika izay mampametram-panontaniana ny maro ihany manoloana ny fifandraisan’ny antoko TGV sy ny ankolafy Ravalomanana, ary indrindra taorian’ny fanambara’i Rakotoarivelo Mamy ny mikasika ny mety ho kandidan-dRavalomanana.

Tag :

Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro, raha niala ny tranony I Rakotovao Rakotoson na I Saonina , monina ao ilanivato Anosipatrana ny marainan’ny asabotsy lasa teo araka ny nambaran’ny fianakaviany, dia ny fatiny no hita nanamo ...

Notanterahana ny tolakandron’ny alakamisy 12 septambra teo, tao amin’ny efitrano fivorian’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Polisim-pirenena Malagasy sy ny Komity iraisam-pirenen ...

Nanatanteraka atrik’asa omaly tolakandro tetsy amin’ny foiben’ny « Pacte » na vondrona manohana ny fifidianana amin’ny mangarahara izay etsy Ankorondrano, niarahana tamin’ny KMF CNOE na ny komity misahana ny fifidiana ...

Nivoaka tamin’ny fahanginany avokoa ireo kandidà nahiliky ny CES tsy ho isan’ireo mpihazakazaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena kasaina hatao amin’ny faha-25 oktobra 2013 ho avy izao. Fotoana fohy taorian’ny namoahan’n ...

Naneho ny heviny momba ny fazoan’ny banky iray any Maorisy ny petra-bola 51% ao amin’ny banky BNI eto Madagasikara i Serge Zafimahova. Araka ny heviny dia fivarota-tanindrazana no nataon’ny fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny na ...

Teratany maorisiana ny iray ary Indiana ny faharoa, Malagasy kosa ny fahatelo. Izy telolahy ireo no indray nosamborin’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny Polisim-pirenena ao Tsaralalana noho izy ireo voaroiroy amin’ny fampiasan ...

Raha ny fantatra dia voalaza fa efa tonga tao amin’ny tahirim-bolam-panjaka tao Antsirabe ireo vola karaman’ireo sefo fokontany. ...

Tonga eto Antananarivo, ary nanao fanambarana an-gazety ireo mpikambana ao amin’ny « Plateforme du Grand Melaky”. ...

Misedra olana indray amin’izao fotoana ireo mpandeha fiarakodia amin’iny lalam-pirenena faha-12A izay mampitohy an’i Tôlagnaro sy Vangaindrano iny. Izany dia vokatry ny fanararaotana ataon’ireo mpamily « bac » ia ...

Tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety no nanambaran’I Rajosefa Andriantahina Haja tale iraisam-paritry ny Fiompiana any Toamasina fa tsy misy atahorana ny trondro izay amidy eny amin’ireo toerana nahazo alalana a ...